Teny iditra | atovona (tovona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tovona; apetraka eo aloha: Ny "voa", "tafa", "a" dia atovona amin' ny fototeny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on ajoute, à ajouter [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atovona io | ||||||||
Fivaditsoratra | atovano, atovona, voanato, voatona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |