Teny iditra atraka (traka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Arenina hiatrana tsara: Atrakao ny loha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be lifted up, to be set up [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on relève, qu'on redresse; qu'on soulève, qu'on érige [Hallanger 1974]
Endriteny 
atraka
atrako
atrakao
atrany
atratsika
atrakay
atrakareo
atrak'
atra-
natraka
natrako
natrakao
natrany
natratsika
natrakay
natrakareo
natrak'
natra-
hatraka
hatrako
hatrakao
hatrany
hatratsika
hatrakay
hatrakareo
hatrak'
hatra-
atrakao

Teny iditra atraka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] faly [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra atrakatraka

2012/10/29