Teny iditra atresaka (tresaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manatresaka, mamaky misalasaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atresaka
atresako
atresakao
atresany
atresatsika
atresakay
atresakareo
atresak'
atresa-
natresaka
natresako
natresakao
natresany
natresatsika
natresakay
natresakareo
natresak'
natresa-
hatresaka
hatresako
hatresakao
hatresany
hatresatsika
hatresakay
hatresakareo
hatresak'
hatresa-
atresaho

2010/05/14