Teny iditra atsahatra (tsahatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ajanona, faranana tsy asiana tohiny intsony: Atsaharo izany fomba tsy mety fanaonao izany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be discontinued, to be stopped [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   à cesser, à arrêter [Abinal 1888]
   qu'on arrête, qu'on suspend [Hallanger 1974]
Ny bikany  
atsahatra
atsahatro
atsahatrao
atsahany
atsahatsika
atsahatray
atsahatrareo
atsahatr'
atsaha-
atsahatry
natsahatra
natsahatro
natsahatrao
natsahany
natsahatsika
natsahatray
natsahatrareo
natsahatr'
natsaha-
natsahatry
hatsahatra
hatsahatro
hatsahatrao
hatsahany
hatsahatsika
hatsahatray
hatsahatrareo
hatsahatr'
hatsaha-
hatsahatry
atsaharo

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/12