Teny iditra atsetra (tsetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mitsetra, mampiseho fangorahana; entina mangoraka: Atsero ny mahantra ny fonao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le coeur qu'on attendrit [Abinal 1888]
Endriteny 
atsetra
atsetrako
atsetranao
atsetrany
atsetsika
atsetranay
atsetranareo
atsetran'
natsetra
natsetrako
natsetranao
natsetrany
natsetsika
natsetranay
natsetranareo
natsetran'
hatsetra
hatsetrako
hatsetrnaao
hatsetrany
hatsetsika
hatsetrnaay
hatsetranareo
hatsetran'
atsero
Teny mitovy hevitra atsetsetra

2013/12/12