Teny iditra atsikerao (tsikera (kera))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atsikera [fitanisana]
Ohatra 
1Atsikerao tsara ireo kapoaka ireo hatao sesi-kidoro [Rajemisa 1985]
2Atsikerao ireo mololo ireo mba ho maina haingana (Séparez cette paille, afin qu'elle sèche vite) [Abinal 1888, takila 767]
3Atsikerao tsara ireo volon' ondry ireo hatao sesi-kidoro (Séparez bien, cardez bien cette laine pour garnir le matelas) [Abinal 1888, takila 767]

2017/08/06