Teny iditra atsimo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [Richardson 1885]
 the south [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sud [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
atsimo
atsimony
atsimon'
atsimon-
atsimom-
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra ambalaka
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  avaratra ~ atsinanana ~ andrefana
Ohatra Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, takila 196]
Teny nalaina 

Teny iditra atsimo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kely haja, mahantra [Rajemisa 1985]

2018/12/25