Teny iditra atsinanana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the east; atinanana is used in provinces. [Richardson 1885]
 the east [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay est [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, takila 196]
2Maloka ny avaratra atsinanana. [Rajaonarivelo: Bina, takila 115]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
atsinanana
atsinanany
atsinanan'
atsinanan-
atsinanam-
Tsipelina hafa 
 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Fifanahafana  avaratra ~ atsimo ~ andrefana

Teny iditra Atsinanana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana malagasy faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

2018/12/25