Teny iditra atsofohy (tsofoka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atsofoka [fitanisana]
Ohatra 
1Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very [Rajemisa 1985]
2Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itý hojerena raha sahaza anao [Rajemisa 1985]

2012/10/29