Teny iditra atsofoka (tsofoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very
¶ Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao
¶ Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atsofoka
atsofoko
atsofokao
atsofony
atsofotsika
atsofokay
atsofokareo
atsofok'
atsofo-
natsofoka
natsofoko
natsofokao
natsofony
natsofotsika
natsofokay
natsofokareo
natsofok'
natsofo-
hatsofoka
hatsofoko
hatsofokao
hatsofony
hatsofotsika
hatsofokay
hatsofokareo
hatsofok'
hatsofo-
atsofohy

2010/05/14