Teny iditra atsolotsoloy (tsolotsolo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atsolotsolo [fitanisana]
Ohatra Atsolotsoloy eo amin' ny afo iny akanjonao lena iny mba ho maina haingana [Rajemisa 1985]

2012/10/29