Teny iditra atsotra (tsotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Aampatra, atao mivelatra: Atsory ny tananao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à étendre, à dresser, comme les membres, les cheveux [Abinal 1888]
Endriteny 
atsotra
atsotrako
atsotranao
atsotrany
atsotrantsika
atsotranay
atsotranareo
atsotran'
natsotra
natsotrako
natsotranao
natsotrany
natsotrantsika
natsotranay
natsotranareo
natsotran'
hatsotra
hatsotrako
hatsotranao
hatsotrany
hatsotrantsika
hatsotranay
hatsotranareo
hatsotran'
atsory
Ohatra atsotra ny sandry roa; [Callet: Tantara, takila 922]

2013/12/12