Teny iditra avadiho (vadika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao avadika [fitanisana]
Ohatra 
1Avadiho ny lalimoara [Rajemisa 1985]
2Avadiho amin' izay ny takelaka [Rajemisa 1985]
3Avadiho ny marary (Changez le malade de côté) [Abinal 1888, takila 798]
4Avadiho ny takela-taratasy (Tournez le feuillet) [Abinal 1888, takila 798]
5Avadiho ny sakainandimby (Retournez la poutre) [Abinal 1888, takila 798]
6Avadiho ny patalohanao (Mettez votre pantalon à l’envers) [Abinal 1888, takila 798]
7Avadiho ny latabatra (Chavirez la table) [Abinal 1888, takila 798]

2015/10/27