Teny iditra avaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   séparation, distinction [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra avaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   avany
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra avaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/05/28