Teny iditra avalana (valana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany
¶ Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika
¶ Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
avalana
avalako
avalanao
avalany
avalantsika
avalanay
avalanareo
avalan'
avalan-
avalam-
avala-
navalana
navalako
navalanao
navalany
navalantsika
navalanay
navalanareo
navalan'
navalan-
navalam-
navala-
havalana
havalako
havalanao
havalany
havalantsika
havalanay
havalanareo
havalan'
havalan-
havalam-
havala-
avalano
Teny nalaina 

2010/05/14