Teny iditra | avaly (valy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina mamaly: Tsy manan-kavaly ianao satria tratra ambody omby Asetry: Inona no havaliko izao soa ataonao ahy izao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny avaly io | ||||||||
Fivaditsoratra | alavy, avaly, viala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |