Teny iditra avanavana (avana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe "tsy hita": Tsy hita avanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben' Antananarivo miolotra amin' Ambohitrakely [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay splendeur [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra avanavana (avana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy sharp, keen, clear-headed, skillful, clever, shrewd, quick. [Richardson 1885]

Teny iditra avanavana (vanavana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy atanatana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
avanavana
avanavako
avanavanao
avanavany
avanavantsika
avanavanay
avanavanareo
avanavan'
avanavan-
avanavam-
avanava-
navanavana
navanavako
navanavanao
navanavany
navanavantsika
navanavanay
navanavanareo
navanavan'
navanavan-
navanavam-
navanava-
havanavana
havanavako
havanavanao
havanavany
havanavantsika
havanavanay
havanavanareo
havanavan'
havanavan-
havanavam-
havanava-
avanavanao

Teny iditra avanavana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] fanombohana [Rakotosaona 1972]

2019/08/17