Teny iditra avao
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taimoro] irery, ihany [Rakotosaona 1972]
  [Bara, Taisaka] ihany [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] Ihany: Izay avao! [Rakotosaona 1972]
 Foana: Milalao avao ny zanakao any am-pianarana
¶ Monja: Iraika avao no tonga ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy prov. for hiany, foana, fotsiny. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Taisaka] même [Deschamps 1936]

Teny iditra avao
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] kanjo koa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra avao (ava)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao avana [fitanisana]

2009/11/01