Teny iditra avarabaratra (avaratra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (duplicatif) [Abinal 1888]
Mpanahaka  atsimotsimo ~ atsinanananana ~ andrefandrefana
Ohatra 
1Itsy avarabaratra itsy angamba no nisy ny tranobongon' i Ndriana mianaka? [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 30]
2Tsy hamely anao aho,fatsy tiako ny haka fotsiny ny taninao, ka homeko tany hafa ho solony ianao ery avarabaratra ery. [Andraina: Mitaraina, takila 150]

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/14