Teny iditra avaratra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavi [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the north. (Mal. utara; Sans. utara?) [Richardson 1885]
   the north [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   nord [Hallanger 1974]
Ohatra   Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, takila 196]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
avaratra
avaratry
avaratr'
avara-
Fifanoheran-keviteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   atsimo ~ atsinanana ~ andrefana

Teny iditra avaratra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza olona hajaina, ambony na mah [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/15