Teny iditra avarina (varina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny
¶ Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana
¶ Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be thrown down; to be exported [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on précipite ; qu'on exporte [Hallanger 1974]
Endriteny 
avarina
avariko
avarinao
avariny
avarintsika
avarinay
avarinareo
avarin'
avarin-
avarim-
avari-
navarina
navariko
navarinao
navariny
navarintsika
navarinay
navarinareo
navarin'
navarin-
navarim-
navari-
havarina
havariko
havarinao
havariny
havarintsika
havarinay
havarinareo
havarin'
havarin-
havarim-
havari-
avarino
Teny nalaina 

2010/05/04