Teny iditra averimberina (verimberina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana frantsay qu'on répète souvent, qu'on redit sans [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
averimberina
averimberiko
averimberinao
averimberiny
averimberintsika
averimberinay
averimberinareo
averimberin'
averimberin-
averimberim-
averimberi-
naverimberina
naverimberiko
naverimberinao
naverimberiny
naverimberintsika
naverimberinay
naverimberinareo
naverimberin'
naverimberin-
naverimberim-
naverimberi-
haverimberina
haverimberiko
haverimberinao
haverimberiny
haverimberintsika
haverimberinay
haverimberinareo
haverimberin'
haverimberin-
haverimberim-
haverimberi-
averimbereno
Ohatra 
1Indraindray ny hevitra izay kasaina holazaina dia averimberina; [Randzavola: Baiboly, takila 805]
2Lesona averimberina sy ampianarina ny ankizy ny tapasiry, koa tsy mahagaga raha izy ireo no maro voaray feo. [Razafiarivony: Harivolana, takila 101]
Teny nalaina 

2016/09/11