Teny iditra avesatra (vesatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mamesatra, mampitondra zavatra betsaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce dont on charge [Abinal 1888]
Endriteny 
avesatra
avesatro
avesatrao
avesany
avesatsika
avesatray
avesatrareo
avesatr'
avesa-
avesatry
navesatra
navesatro
navesatrao
navesany
navesatsika
navesatray
navesatrareo
navesatr'
navesa-
navesatry
havesatra
havesatro
havesatrao
havesany
havesatsika
havesatray
havesatrareo
havesatr'
havesa-
havesatry
avesaro
Teny nalaina 

2013/12/12