Teny iditra avezaro > avezatra (vezatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mivezatra na mihataka be ny vavany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à écarter en grand [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avezatra, avezatro, avezatrao, avezany, avezatsika, avezatray, avezatrareo, avezatr', aveza-, avezatry
Ny lasa : navezatra, navezatro, navezatrao, navezany, navezatsika, navezatray, navezatrareo, navezatr', naveza-, navezatry
Ny hoavy : havezatra, havezatro, havezatrao, havezany, havezatsika, havezatray, havezatrareo, havezatr', haveza-, havezatry
Filaza mandidy : avezato, avezaro