Teny iditra avezina (vezina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Aràna, averina amin' ny toerany teo aloha indray: Avezin' ny rivotra miankavia miankavanana ny zozoro [Rajemisa 1985]
Endriteny 
avezina
aveziko
avezinao
aveziny
avezintsika
avezinay
avezinareo
avezin'
avezin-
avezim-
avezi-
navezina
naveziko
navezinao
naveziny
navezintsika
navezinay
navezinareo
navezin'
navezin-
navezim-
navezi-
havezina
haveziko
havezinao
haveziny
havezintsika
havezinay
havezinareo
havezin'
havezin-
havezim-
havezi-
avezeno

2010/05/14