Teny iditra avia > avy
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] tonga [1.78]
 Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To come [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3]
 Arriver, venir [1.8]
Ohatra 
1Tsy maninona ny hoaviko! [2.270]
2Aiza avy ny naman' ialahy? [2.4]
3Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [2.5]
4Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny [1.369]
5Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy [2.356]
6Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana [2.503]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avy, aviko, avinao, aviny, avintsika, avinay, avinareo, avin', avin-, avim-
Ny hoavy : hoavy, hoaviko, hoavinao, hoaviny, hoavintsika, hoavinay, hoavinareo, hoavin', hoavin-, hoavim-
Filaza mandidy : avia
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra avia > avy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Niavian' ny manavy, fanaviana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Caprice [1.3, 1.196]
 Fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : avy, aviko, avinao, aviny, avintsika, avinay, avinareo, avin', avin-, avim-
Sampanteny 
 

Teny iditra avia > avy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra avia > avy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay telo lahy [1.1]

Teny iditra avia > avy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae). Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie. [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea wightii
Voambolana 

Fivaditsoratra