Teny iditra aviavy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-kazo lehibe iray tarika amin' ny amontana, fahita amin' ny vohitra nonenan' ny andriana fahizay na ny tompomenakely; mangidy fa mamy fara ny tsiron' ny aviavy. Azo ampiasaina ho fanafody fampandrehofana koa ny voan' ny aviavy (Ficus trichopoda) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a tree, the white juice of which affords a kind of bird-lime. Ficus sp. [Richardson 1885]
   the fig tree; its fruit [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   figuier; figue [Hallanger 1974]
Voambolana  
Anarana siantifika   Ficus trichopoda
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Fifanahafana   amontana
Sary  

Teny iditra aviavy (avy)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tonga amin-katezerana, tezitra fenofeno erỳ [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29