Teny iditra avilio (vily)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao avily [fitanisana]
Ohatra 
1Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato [Rajemisa 1985]
2Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony [Rajemisa 1985]

2012/10/29