Teny iditra avily (vily)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
¶ Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy
¶ Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany!
¶ Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be turned aside from a road or from a direction [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction [Hallanger 1974]
Endriteny 
avily
aviliko
avilinao
aviliny
avilintsika
avilinay
avilinareo
avilin'
avilin-
avilim-
navily
naviliko
navilinao
naviliny
navilintsika
navilinay
navilinareo
navilin'
navilin-
navilim-
havily
haviliko
havilinao
haviliny
havilintsika
havilinay
havilinareo
havilin'
havilin-
havilim-
avilio

2010/05/14