Teny iditra avivitra (vivitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mamivitra, mandroritra olona na zavatra amin' ny sofiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay avec quoi on tire en pinçant, on tiraille, on soulève, on tracasse [Abinal 1888]
Endriteny 
avivitra
avivitro
avivitrao
aviviny
avivitsika
avivitray
avivitrareo
avivitr'
avivi-
avivitry
navivitra
navivitro
navivitrao
naviviny
navivitsika
navivitray
navivitrareo
navivitr'
navivi-
navivitry
havivitra
havivitro
havivitrao
haviviny
havivitsika
havivitray
havivitrareo
havivitr'
havivi-
havivitry
avivito

Teny iditra avivitra (vivitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Antomotra, antsisiny kely, amorony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Near, on the very edge, at the verge; almost come, used of a specified time. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra ambivitra

2013/12/12