Teny iditra avo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
¶ Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy
¶ Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra
¶ Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   high [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   lofty, eminent. See abo, ambo [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   haut, élevé [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   abo ~ ambo
Fifanoheran-keviteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny avo itý (1): Rianavo

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/11