Teny iditra avoahy (voaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao avoaka [fitanisana]
Ohatra 
1Avoahy any io alika io [Rajemisa 1985]
2Avoahy tsara eto anoloan' ny fitsarana izay zavatra fantatrareo [Rajemisa 1985]

2012/10/29