Teny iditra avoavo (avo)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   avo [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra avoavo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   asa tany, vadika bainga [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra avoavo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hady, fihadiana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06