Teny iditra avo be rangavina (avo, be, rangavina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zavatra avo toerana ka atsotra hiakatra ny tanana eo am-pijoroana vao mahatakatra ny haavony [Rajemisa 1985]

2009/04/30