Teny iditra avokoa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin' ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin' ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny
¶ daholo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy all, the whole, every one, altogether. See aby, avy, and dahaolo. [Richardson 1885]
 All without exception [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tous, tous sans exception [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2009/02/23