Teny iditra avonavona (avona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   avona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   pride, haughtiness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   orgueil, hauteur [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [Rahajarizafy: Kabary, takila 102]
2tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. [Rajaonarivelo: Bina, takila 79]
Voambolana  
Endriteny  
avonavona
avonavoko
avonavonao
avonavony
avonavontsika
avonavonay
avonavonareo
avonavon'
avonavon-
avonavom-
avonavo-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2016/08/22