Teny iditra avongady (vongady)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Amidy mitambatra, miaraka: Moa tsy navongadin' ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy!
¶ Atao miharihary, mitokana erỳ, asongadina (filaza amin' ny zavatra lehibe, makadiry): Navongadiny terỳ an-tokotany ilay laona vato vao novidiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
avongady
avongadiko
avongadinao
avongadiny
avongadintsika
avongadinay
avongadinareo
avongadin'
avongadin-
avongadim-
navongady
navongadiko
navongadinao
navongadiny
navongadintsika
navongadinay
navongadinareo
navongadin'
navongadin-
navongadim-
havongady
havongadiko
havongadinao
havongadiny
havongadintsika
havongadinay
havongadinareo
havongadin'
havongadin-
havongadim-
avongadio

2010/05/14