Teny iditra avonjy (vonjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mamonjy, manampy: Ariary folo monja no azoko avonjy anao aloha fa sahirana koa aho izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avonjy, avonjiko, avonjinao, avonjiny, avonjintsika, avonjinay, avonjinareo, avonjin', avonjin-, avonjim-
Ny lasa : navonjy, navonjiko, navonjinao, navonjiny, navonjintsika, navonjinay, navonjinareo, navonjin', navonjin-, navonjim-
Ny hoavy : havonjy, havonjiko, havonjinao, havonjiny, havonjintsika, havonjinay, havonjinareo, havonjin', havonjin-, havonjim-
Filaza mandidy : avonjeo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20