Teny iditra avo ny lanitra ka tsy takatro (avo, lanitra, takatro)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza ny hafaliana lehibe ho azo raha tahiny ka tanteraka izay irina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07