Teny iditra avo ranjana (avo, ranjana)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   lava ranjo [Rajemisa 1985]
Ohatra   Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, takila 200]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/06