Teny iditra avo ranjanana (avo, ranjana)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Fitokoavana   Teny na fitenenana hita ao aminy: lava
Ohatra  
1Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, takila 200]
2ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [Baiboly: 4:013:032/Fanisana 13:32..]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/28