Teny iditra avorika (vorika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mamorika, mamosavy amin' ny zava-pihinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce avec quoi l'on ensorcelle [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avorika, avoriko, avorikao, avoriny, avoritsika, avorikay, avorikareo, avorik', avori-
Ny lasa : navorika, navoriko, navorikao, navoriny, navoritsika, navorikay, navorikareo, navorik', navori-
Ny hoavy : havorika, havoriko, havorikao, havoriny, havoritsika, havorikay, havorikareo, havorik', havori-
Filaza mandidy : avoreho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20