Teny iditra | avorina (vorina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ahorona ho tonga kibory: Misaotra an-dRasoa ihany fa navoriny ny kofehy teto [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | an' arivo, aravony, arivano, arivona, avarino, avorina, irovana, Ranaivo, ranovay, Rianavo, variona, voarina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |