Teny iditra avo roa toko (avo, roa, toko)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ilazana fa niampy roa ohatra ny efa tao, izany hoe: ny iray tonga telo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   le triple [Abinal 1888]
Voambolana  

2013/10/15