Teny iditra avory (vory)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] A ramasser, rassembler, réunir [1.68]
Ohatra Rehefa tena tsy miray jery na tafa ny foko rehetra satria tsy maintsy avory miaraka eo ny rehetra [2.245]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31