Teny iditra |
avotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Tanala]
Fanongotana [1.78]
|
| Famonjena Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ransom, redemption [1.2]
|
| Price; means of effecting a ransom [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rachat, rédemption, rançon [1.3, 1.8]
|
| Achat d'esclaves, prix, secours [1.3]
|
Ohatra | Avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny!
[2.472]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
avotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanongotana ny ketsa hafindra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | See ombotra,
ongotra
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Arrachement, extirpation [1.3]
|
Sampanteny |
|
|