Teny iditra avoy (voy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana ny rano, izay mampandroso ny lakana kosa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
avoy
avoiko
avoinao
avoiny
avointsika
avoinay
avoinareo
avoin'
avoin-
avoim-
navoy
navoiko
navoinao
navoiny
navointsika
navoinay
navoinareo
navoin'
navoin-
navoim-
havoy
havoiko
havoinao
havoiny
havointsika
havoinay
havoinareo
havoin'
havoin-
havoim-
avoizo

2010/05/14