Teny iditra avy
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   tonga [Bara] [Rakotosaona 1972]
   Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to come [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [Abinal 1888]
   arriver, venir [Hallanger 1974]
Ohatra   Aiza avy ny naman' ialahy? [Andraina: I Vola, takila 122]
Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 122]
Sampanteny  
Ny bikany  
avy
avia
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra avy
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   niavian' ny manavy, fanaviana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra avy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra avy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso d [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/09