Teny iditra avy taiza (avy, aiza)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza ny toerana avy naleha: Avy taiza ianao no toa vizana dia vizana? [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07