Teny iditra avy tsy nasaina nasesiky ny razana
Singan-teny avy ; tsy ; asaina ; asesika ; razana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/12